Meteza ianao ahatsiaro , na ny andro lasa efa maro ........, tsaroanao ve ? , ilay fiarahantsika (...) , tsaroanao ve ? ilay hasambarantsika ... , meteza ianao ahatsiaro na ny andro lasa efa maro , ..........
Tadidinao ve reny adalana ireny , tena tinao ve ny nataoko anao tamireny .........



